Rija Rasolondraibe (Tsy maintsy)-ALPHA BS

Rija Rasolondraibe (Tsy maintsy)

歌手:ALPHA BS

专辑:Vol 7

时间:2023-08-31

    使用手机浏览器「扫一扫」

    在手机上保存,获得更好体验

标签
歌词

Rija Rasolondraibe (Tsy maintsy) - ALPHA BS

Lyrics by:ALPHA NKOMBO

Composed by:ALPHA NKOMBO

Tsy maintsy ho an-tranon'ny Raiko aho

Fa efa lasa tanteraka any ho aho ny saiko

Fa aloky ny ho avy ny ety an-tany

Fa ny tena izy dia efa miandry antsika

Any an-danitra any

Izy tsy amidy fa omena

Maimaim-poana ny famonjena

Tsy ho lavo tsy ho tafintohina ianao

Handeha any am-parany any

F'izay mijoro ihany no antsoiny

Handeha ho any an-danitra any

Ny marina hisikinana ny tena fahamarinana

Tano ny sabatra roa lela

Tano mafy fa aza avela

Tsy maintsy ho an-tranon'ny Raiko aho

Fa efa lasa tanteraka any ho aho ny saiko

Fa aloky ny ho avy ny ety an-tany

Fa ny tena izy dia efa miandry antsika

Tsy maintsy ho an-tranon'ny Raiko aho

Fa efa lasa tanteraka any ho aho ny saiko

Fa aloky ny ho avy ny ety an-tany

Fa ny tena izy dia efa miandry antsika

Mbola maro no antsoina ho ao am-bala

Mahalala nefa misalasala

Tsy hatory tsy ho rendremana ianao

Hiambina ny tanana

Ho feno fandriam-pahalemana ianao

Hitondra ny fahazavana

Ho sakaizan'ny Tompo ny finoana fihino

Tano ny sabatra roa lela

Tano mafy fa aza avela

Tsy maintsy ho an-tranon'ny Raiko aho

Fa efa lasa tanteraka any ho aho ny saiko

Fa aloky ny ho avy ny ety an-tany

Fa ny tena izy dia efa miandry antsika

Tsy maintsy ho an-tranon'ny Raiko aho

Fa efa lasa tanteraka any ho aho ny saiko

Fa aloky ny ho avy ny ety an-tany

Fa ny tena izy dia efa miandry antsika

Fa ny tena izy dia efa miandry antsika

Fa ny tena izy dia efa miandry antsika

Fa ny tena izy dia efa miandry antsika

展开显示全部歌词